Ampidiro aloha ny tenimiafina
Andrin'ny foko (Armm (Antsan-dRasalama Martiora Manjakaray))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Refrain :
Lay Tananao mihitsy anie
No tiako hitantana ahy
(Solo) Ireo Teninao hanome hery hanala ahiahy
Hampahery sy hanala ahiahy
Ny fahatsapako Anao miahy
No hany mampandry fanahy
(Solo) Harambatoko sy fiarovako
Ouhhh fiarovako
Mazàna tononkira.serasera.org aho no miantso Anao
Rehefa misy ny manjo
Toa tsy afaka ao am-bavako ao
Ny Anaranao Tompo
Hatrizay ka hatrizao
Mbola io Ianao mihaino ahy toy izao
Vonona handray tokoa
Inty aho fa tonga indray hitady andry hampijoro
Fa toa reko mafy ny akon'ny rivotra izay mifofo
Tompo jvdsqy o imqfg raha toa sitrakao
(Choeur) Ouhhhhh
Mba henoy izao fiantorahako izao
Mila Anao ity fo
Refrain... (*2)
(Solo) Ianao bseypvbv ry Tompo ô
(Choeur) ANDRIN'NY FOKO
Lay Tananao mihitsy anie
No tiako hitantana ahy
(Solo) Ireo Teninao hanome hery hanala ahiahy
Hampahery sy hanala ahiahy
Ny fahatsapako Anao miahy
No hany mampandry fanahy
(Solo) Harambatoko sy fiarovako
Ouhhh fiarovako
Mazàna tononkira.serasera.org aho no miantso Anao
Rehefa misy ny manjo
Toa tsy afaka ao am-bavako ao
Ny Anaranao Tompo
Hatrizay ka hatrizao
Mbola io Ianao mihaino ahy toy izao
Vonona handray tokoa
Inty aho fa tonga indray hitady andry hampijoro
Fa toa reko mafy ny akon'ny rivotra izay mifofo
Tompo jvdsqy o imqfg raha toa sitrakao
(Choeur) Ouhhhhh
Mba henoy izao fiantorahako izao
Mila Anao ity fo
Refrain... (*2)
(Solo) Ianao bseypvbv ry Tompo ô
(Choeur) ANDRIN'NY FOKO
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Armm (Antsan-dRasalama Martiora Manjakaray)Visites : 393
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : joantsa
Date : 12/08/2025 13:35
