VAVAKA (APKM (Antsa-Piderana Katedraly Mahajanga))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Apetrako eo am-pelatananao ry Ray
Ny asa manahirana ahy isan’andro
Arovy mba tsy ho solafaka eo
Am-piatrehana ny adidy maro bis
Tsy maintsy hozakaina
‘Zay matoky Anao tsy mba very
‘Zay hkefbx mino Anao tsy irery e ! e ! e!
(Lavitra e !)bis, lavitra ny dia e !
Mila ny Fanahinao Mpankahery bis
Atolotro ho Anao ry Ray ny hasasaranay
Mba ho onotry ny fanavotanao anay
Ho endriky ny lalana nodiavinao
Fa iny hiraikitra ao amp-po narxqhy bis
Tsy hadinoinay tononkira.serasera.org Fitiavana mandrakizay.
A/C: jkhs RAJERY Germain (Rajery Valiha)
Ny asa manahirana ahy isan’andro
Arovy mba tsy ho solafaka eo
Am-piatrehana ny adidy maro bis
Tsy maintsy hozakaina
‘Zay matoky Anao tsy mba very
‘Zay hkefbx mino Anao tsy irery e ! e ! e!
(Lavitra e !)bis, lavitra ny dia e !
Mila ny Fanahinao Mpankahery bis
Atolotro ho Anao ry Ray ny hasasaranay
Mba ho onotry ny fanavotanao anay
Ho endriky ny lalana nodiavinao
Fa iny hiraikitra ao amp-po narxqhy bis
Tsy hadinoinay tononkira.serasera.org Fitiavana mandrakizay.
A/C: jkhs RAJERY Germain (Rajery Valiha)
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : APKM (Antsa-Piderana Katedraly Mahajanga)Vangy : 1425
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Manou2108
Daty : 12/01/2023 10:00
