VAVAKA (APKM (Antsa-Piderana Katedraly Mahajanga))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Apetrako eo am-pelatananao ry RayNy asa manahirana ahy isan’andro
Arovy mba tsy ho solafaka eo
Am-piatrehana ny adidy maro bis
Tsy maintsy hozakaina
‘Zay matoky Anao tsy mba very
‘Zay mino Anao tsy irery e ! e ! e!
(Lavitra e !)bis, lavitra ny dia e !
Mila ny Fanahinao Mpankahery bis
Atolotro ho Anao ry Ray ny hasasaranay
Mba ho onotry ny fanavotanao anay
Ho endriky ny lalana nodiavinao
Fa iny hiraikitra ao amp-po bis
Tsy hadinoinay Fitiavana mandrakizay.
A/C: RAJERY Germain (Rajery Valiha)
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : APKM (Antsa-Piderana Katedraly Mahajanga)Hits : 723
Likes : 0 Like
Created by : Manou2108
Date : 12/01/2023 10:00