Tsinontsinona (APKM (Antsa-Piderana Katedraly Mahajanga))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1 - Tsinontsinona aho eo anatrehanao
Fa kely sy bitika toy ny singam-bolo keky
Nefa ny fitiavanao tsy namela ahy
Tsy hatratr’izao andro anio izao
Ref: Ny ahy tononkira.serasera.org ny mba wsabbjxf teny dia ny misaotra Anao
Fa maro ireo zava-tsoa izay nomenao ahy
Toa rmxwil tsy takatry ny saiko ny halebeazanao
Ny fianako manontolo itiavako Anao
2 - Nalefanao aho ho eny rehetra eny
Mba ho mpisolo vava ireo izay tsy afa-miteny
Fa mba iza moa ity izaho izay hitokisanao
Na tsinotsinona aza aho Ianao tsy nadao
3 - Ray ô qdwooike feno ny fo, feno dia feno
Vahotra ny lelako mangovitra ny tanako
Dibo-kafaliana loatra ity mpanomponao
Fa lehibe tokoa ny Fitiavanao.
Tonony sy feony : Nirina Ranoelison (Ni)

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : APKM (Antsa-Piderana Katedraly Mahajanga)Visites : 1900
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : Nomak
Date : 22/10/2015 18:28