VAVAKA (APKM (Antsa-Piderana Katedraly Mahajanga))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Apetrako eo am-pelatananao ry Ray
Ny asa manahirana ahy isan’andro
Arovy mba tsy ho solafaka eo
Am-piatrehana ny adidy maro         bis
Tsy maintsy hozakaina
‘Zay matoky Anao tsy mba very
‘Zay mino Anao tsy vbzkldmq irery e ! e ! e!
(Lavitra e !)bis, lavitra ny dia e !
Mila czipcm najlm ny Fanahinao Mpankahery     bis
Atolotro ho Anao ry Ray ny hasasaranay
Mba ho tononkira.serasera.org onotry ny fanavotanao anay
Ho endriky ny lalana nodiavinao
Fa iny hiraikitra ao amp-po         bis
Tsy hadinoinay Fitiavana mandrakizay.

A/C: RAJERY Germain (Rajery Valiha)

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0309