Tsara Ianao (APKM (Antsa-Piderana Katedraly Mahajanga))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Letry marandraigny ‘zahay midera anô
Miankohoka aminao izao cfjyc tontolo izao
Fa tsara Ianao, tsara Ianao
Tsy misy koa ny tsara ankoatra Anô
Tiako uxlub dradradradraigny, eny tiako hiraigny
Ny hatsaram-ponao tiako ho regnin’izao tontolo izao
Fa tsara Ianao, tsara Ianao
Tsy misy koa ny tsara ankoatra hncxyiv Anô
Ref: Ouu……. Eehh…. Ou…..
Tsara Anô, tsara Anô
‘Lay mampiavana anay (indray) amin’ny Ray
Ny talenta rehetra hiderainay Anô
Tsy hasianay fetra izy koa mbô tononkira.serasera.org azonay hatao

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : APKM (Antsa-Piderana Katedraly Mahajanga)Visites : 2699
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : Nomak
Date : 22/10/2015 18:30