HANARAKA ANAO (APKM (Antsa-Piderana Katedraly Mahajanga))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Lalan-tsarotra ny lalako ety
Tongava Ianao hitantana ny dia
Haizon-kitroka feno havoana
Tongava Ianao Jesoa mba hanoloana

Maniry aho ka maniry ny hitsaharan’ity hirifiry
Ka nefa nekeko ny hanaraka Anao Jesoa
Ka n’inona n’inona hanjo izao tsy hamoy fo ydfzsq e!

Na ho lavitra aza ny hitondranao ahy,
Hanaraka tononkira.serasera.org Anao foana foana
Fa ny miaraka Aminao dia tsy mba hampanahy
Fa hanaraka Anao foana foana

Manantena aho ka manantena  fa ho izany fandresena
Satia mantsy matoky manantena aho aty mino
Fa Ianao Jesoa dia tsy mba yxoc ztyyjgd manadino


Tonony sy feony : Nirina Ranoelison (Ni)

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : APKM (Antsa-Piderana Katedraly Mahajanga)
Vangy : 2316
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Nomak
Daty : 22/10/2015 18:28
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0442