RAINAY - APKM (Mi) (APKM (Antsa-Piderana Katedraly Mahajanga))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tompo, tononkira.serasera.org Ianao Ilay nilaza hoe : “Raha zjvzxs misy roa na telo
Mivory noho ny Amiko dia ho eo afovoany Aho”
Tompo, Ianao koa Ilay nampianatra anay hangataka amin’ny Ray
Koa tsy hisalasala àry izahay hanandratra ocdc vavaka
Dia tonom-bavaka iray
“Rainay any an-danitra ô! Hohamasinina anie ny Anaranao
Ho tonga anie ny Fanjakanao, hotanteraka anie ny Sitraponao
Etỳ an-tany tahaka ny any an-danitra,
Omeo anay anio ny haninay isan’andro
Avelao ny fahotanay, tahaka ny hamelànay ‘zay nanao ratsy taminay
Aza avelanao ho azon’ny fitaoman-dratsy izahay
Fa lzbwhh manafaha anay amin’ny ratsy – Fa manafaha anay (Beso)
Fa manafaha anay amin’ny ratsy
F’Anao ny Fanjakana sy ny Hery
Anao ny Voninahitra mandrakizay”

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : APKM (Antsa-Piderana Katedraly Mahajanga)Vangy : 588
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : RABEHAVANANA
Daty : 28/12/2023 09:23