Ampidiro aloha ny tenimiafina
RAINAY - APKM (Mi) (APKM (Antsa-Piderana Katedraly Mahajanga))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tompo, Ianao Ilay nilaza hoe : “Raha misy roa na telo
Mivory noho ny Amiko dia ho eo afovoany Aho”
Tompo, Ianao koa Ilay nampianatra anay hangataka amin’ny Ray
Koa sazhkwo tsy hisalasala àry izahay hanandratra vavaka
Dia tonom-bavaka iray
“Rainay any ssxzf an-danitra ô! Hohamasinina anie ny Anaranao
Ho tononkira.serasera.org tonga anie ny Fanjakanao, hotanteraka anie ny Sitraponao
Etỳ an-tany tahaka ny any an-danitra,
Omeo anay anio ny haninay isan’andro
Avelao ny fahotanay, tahaka ny hamelànay ‘zay nanao ratsy taminay
Aza avelanao ho azon’ny fitaoman-dratsy hhiyuta izahay
Fa manafaha anay amin’ny ratsy – Fa manafaha anay (Beso)
Fa manafaha anay amin’ny ratsy
F’Anao ny Fanjakana sy ny Hery
Anao ny Voninahitra mandrakizay”

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : APKM (Antsa-Piderana Katedraly Mahajanga)Visites : 511
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : RABEHAVANANA
Date : 28/12/2023 09:23