RAINAY - APKM (Mi) (APKM (Antsa-Piderana Katedraly Mahajanga))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tompo, Ianao Ilay nilaza hoe : “Raha misy roa na telo
Mivory noho ny Amiko dia ho eo afovoany Aho”
Tompo, Ianao koa Ilay nampianatra anay hangataka amin’ny Ray
Koa tsy hisalasala àry izahay hanandratra vavaka
Dia tonom-bavaka iray

“Rainay any an-danitra ô! cpxdue Hohamasinina anie ny Anaranao
Ho tonga anie ny Fanjakanao, hotanteraka anie ny Sitraponao
Etỳ an-tany tahaka ny any an-danitra,
Omeo anay anio ny haninay isan’andro
Avelao ny fahotanay, tahaka ny hamelànay ‘zay nanao ratsy taminay
Aza avelanao ho azon’ny tononkira.serasera.org fitaoman-dratsy izahay
Fa manafaha anay amin’ny ratsy – ceuhbw Fa manafaha anay (Beso)
Fa manafaha anay amin’ny ratsy

F’Anao ny Fanjakana sy ny Hery
Anao ny Voninahitra wngu mandrakizay”

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0417