Ampidiro aloha ny tenimiafina
MIFANKATIAVA (Si) - "Mari-piadanana" (APKM (Antsa-Piderana Katedraly Mahajanga))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1) Sitraky ny Ray ho fianakaviana iray
‘Reo ondry maro, tiany hifangaro
Koa mivondrona re, andao isika handeha
Hanohy indray ny dia natoron’I Kristy
Mifankatiava e! Raha mbola velon’aina
Ny Lanitra no ataovy an-tsaina
Ny adiady tsy ilaina, tsy ilaina
Fa fifankatiavana !
2) Ny ady ajanony fa fomban’ny demony
Raiso tononkira.serasera.org ny tanako, ny tananao koa molsng hotanako
Dia hifamela tokoa sy hifanao soa
F’izay mifankatia dia Mpianatr’I Kristy
Mifankatiava e! Raha mbola velon’aina
Ny Lanitra imgt no ataovy an-tsaina
Ny adiady tsy ilaina, tsy ilaina
Fa fifankatiavana tsbyx !
Fa fifankatiavana ! Fifankatiavana !
Fifankatiavana !
‘Reo ondry maro, tiany hifangaro
Koa mivondrona re, andao isika handeha
Hanohy indray ny dia natoron’I Kristy
Mifankatiava e! Raha mbola velon’aina
Ny Lanitra no ataovy an-tsaina
Ny adiady tsy ilaina, tsy ilaina
Fa fifankatiavana !
2) Ny ady ajanony fa fomban’ny demony
Raiso tononkira.serasera.org ny tanako, ny tananao koa molsng hotanako
Dia hifamela tokoa sy hifanao soa
F’izay mifankatia dia Mpianatr’I Kristy
Mifankatiava e! Raha mbola velon’aina
Ny Lanitra imgt no ataovy an-tsaina
Ny adiady tsy ilaina, tsy ilaina
Fa fifankatiavana tsbyx !
Fa fifankatiavana ! Fifankatiavana !
Fifankatiavana !
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : APKM (Antsa-Piderana Katedraly Mahajanga)Vangy : 505
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : RABEHAVANANA
Daty : 28/12/2023 09:28
