MIFANKATIAVA (Si) - "Mari-piadanana" (APKM (Antsa-Piderana Katedraly Mahajanga))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1) Sitraky ny Ray tononkira.serasera.org ho fianakaviana iray
‘Reo ondry maro, tiany hifangaro
Koa mivondrona re, andao isika handeha
Hanohy indray ny dia natoron’I Kristy
Mifankatiava e! Raha mbola velon’aina
Ny Lanitra no ataovy an-tsaina
Ny adiady tsy ilaina, tsy ilaina
Fa fifankatiavana smlh !
2) Ny ady ajanony fa fomban’ny demony
Raiso ny tanako, ny tananao koa hotanako
Dia hifamela tokoa lbgt sy hifanao soa
F’izay mifankatia dia Mpianatr’I Kristy
Mifankatiava e! Raha mbola velon’aina
Ny Lanitra no ataovy an-tsaina
Ny adiady tsy ilaina, tsy ilaina
Fa znldiok fifankatiavana !
Fa fifankatiavana ! Fifankatiavana !
Fifankatiavana !
‘Reo ondry maro, tiany hifangaro
Koa mivondrona re, andao isika handeha
Hanohy indray ny dia natoron’I Kristy
Mifankatiava e! Raha mbola velon’aina
Ny Lanitra no ataovy an-tsaina
Ny adiady tsy ilaina, tsy ilaina
Fa fifankatiavana smlh !
2) Ny ady ajanony fa fomban’ny demony
Raiso ny tanako, ny tananao koa hotanako
Dia hifamela tokoa lbgt sy hifanao soa
F’izay mifankatia dia Mpianatr’I Kristy
Mifankatiava e! Raha mbola velon’aina
Ny Lanitra no ataovy an-tsaina
Ny adiady tsy ilaina, tsy ilaina
Fa znldiok fifankatiavana !
Fa fifankatiavana ! Fifankatiavana !
Fifankatiavana !
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : APKM (Antsa-Piderana Katedraly Mahajanga)Hits : 552
Likes : 0 Like
Created by : RABEHAVANANA
Date : 28/12/2023 09:28
