MIFANKATIAVA (Si) - "Mari-piadanana" (APKM (Antsa-Piderana Katedraly Mahajanga))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1) Sitraky ny Ray ho fianakaviana iray
‘Reo ondry maro, tiany hifangaro
Koa mivondrona tononkira.serasera.org re, andao nijjoogb isika handeha
Hanohy indray ny dia natoron’I Kristy

Mifankatiava e! Raha mbola velon’aina
Ny Lanitra no ataovy an-tsaina
Ny adiady tsy ilaina, tsy ilaina
Fa fifankatiavana !

2) Ny ady uzbxax ajanony fa fomban’ny demony
Raiso ny tanako, ny tananao koa hotanako
Dia hifamela tokoa sy hifanao soa
F’izay mifankatia dia Mpianatr’I Kristy

Mifankatiava e! Raha mbola velon’aina
Ny Lanitra no ataovy an-tsaina
Ny adiady tsy ilaina, tsy hvcaaln ilaina
Fa fifankatiavana !

Fa fifankatiavana ! Fifankatiavana !
Fifankatiavana !

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0439