Kristy no lalana (APKM (Antsa-Piderana Katedraly Mahajanga))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Kristy no lalana
Fahamarinana tononkira.serasera.org ary Fiainana
Kristy no lalana
Makany @ Ray mandrakizay
     Kristy ô! Ianao Fahamarinana
     Ka mba omeo anay ny Fanahy
     Zay nirahinao hanohy ny asanao
     Mba hanampy anay hiaina
     Ilay fahamarinana eo @ fiainanay

        Fanahy Masina ô! Midina!
        Fanahy Masina ô! Tongava!
        Fanahy Masina ô! Mitoera!

Ao aminay mandrakizay
Hankahery anay, hanazava anay
Hampihavana anay
Mba  ho iray ao @ Ray

       tfemarja Fanahy Masina ô! Midina!
       Fanahy Masina ô! Tongava!
       Fanahy Masina ô! Mitoera!
       (Ao aminay mandrakizay) x3

      wuhm    hymkc                      A/C: RASOANIRINA Monique Angelica
                              Nampiditra: Lee Tsiry Belouh

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0359