Kristy no lalana (APKM (Antsa-Piderana Katedraly Mahajanga))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Kristy no lalana
Fahamarinana ary Fiainana
Kristy no lalana
Makany @ Ray mandrakizay
Kristy ô! Ianao Fahamarinana
Ka mba omeo anay ny Fanahy
Zay nirahinao hanohy ny asanao
Mba hanampy anay hiaina
Ilay fahamarinana eo @ fiainanay
Fanahy Masina ô! Midina!
Fanahy Masina ô! Tongava!
Fanahy Masina ô! Mitoera!
Ao aminay mandrakizay
Hankahery anay, hanazava anay
Hampihavana anay
Mba ho iray ao @ Ray
Fanahy Masina ô! Midina!
nhxtlyw Fanahy Masina ô! Tongava!
ngzca Fanahy Masina ô! Mitoera!
(Ao aminay mandrakizay) x3
A/C: RASOANIRINA Monique Angelica
tononkira.serasera.org feor Nampiditra: Lee Tsiry Belouh
Fahamarinana ary Fiainana
Kristy no lalana
Makany @ Ray mandrakizay
Kristy ô! Ianao Fahamarinana
Ka mba omeo anay ny Fanahy
Zay nirahinao hanohy ny asanao
Mba hanampy anay hiaina
Ilay fahamarinana eo @ fiainanay
Fanahy Masina ô! Midina!
Fanahy Masina ô! Tongava!
Fanahy Masina ô! Mitoera!
Ao aminay mandrakizay
Hankahery anay, hanazava anay
Hampihavana anay
Mba ho iray ao @ Ray
Fanahy Masina ô! Midina!
nhxtlyw Fanahy Masina ô! Tongava!
ngzca Fanahy Masina ô! Mitoera!
(Ao aminay mandrakizay) x3
A/C: RASOANIRINA Monique Angelica
tononkira.serasera.org feor Nampiditra: Lee Tsiry Belouh
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : APKM (Antsa-Piderana Katedraly Mahajanga)Hits : 347
Likes : 0 Like
Created by : 586b
Date : 05/02/2026 09:40
