Tsy hira ny hira.
Kristy no lalana (APKM (Antsa-Piderana Katedraly Mahajanga))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Kristy no lalana Fahamarinana ary Fiainana
Kristy no lalana
Makany @ Ray mandrakizay
Kristy ô! Ianao Fahamarinana
Ka mba omeo anay ny Fanahy
Zay nirahinao hanohy ny asanao
Mba hanampy anay hiaina
Ilay fahamarinana eo @ fiainanay
Fanahy Masina ô! Midina!
Fanahy Masina ô! Tongava!
Fanahy Masina ô! Mitoera!
Ao aminay mandrakizay
Hankahery anay, hanazava anay
Hampihavana anay
Mba ho iray ao @ Ray
Fanahy Masina ô! Midina!
Fanahy Masina ô! Tongava!
Fanahy Masina ô! Mitoera!
(Ao aminay mandrakizay) x3
A/C: RASOANIRINA Monique Angelica
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : APKM (Antsa-Piderana Katedraly Mahajanga)Visites : 54
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : 586b
Date : 05/02/2026 09:40
