HIRA FANEVA (APKM (Antsa-Piderana Katedraly Mahajanga))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mitsangana ry axbg Antsam-piderana
Asndrato ny feo maminao
Ankalazao sy hobio Andriamanitra
Tolory haja I wurznmb Jesoa
Ary ny Fanahy Masina
Fa I Jesoa Kristy no lalana
Makany amin’ny Ray sy fahamarinana
Ary izy koa no tena fiainana mandrakizay
Mijoroa ry mpanaraton’I Jesoa
ho mpanazava ny finoana
tario an-kira ny famonjena, fitiavana
anbarao tononkira.serasera.org , tantarao fa ekgnl mahay Andriamanitra
Asndrato ny feo maminao
Ankalazao sy hobio Andriamanitra
Tolory haja I wurznmb Jesoa
Ary ny Fanahy Masina
Fa I Jesoa Kristy no lalana
Makany amin’ny Ray sy fahamarinana
Ary izy koa no tena fiainana mandrakizay
Mijoroa ry mpanaraton’I Jesoa
ho mpanazava ny finoana
tario an-kira ny famonjena, fitiavana
anbarao tononkira.serasera.org , tantarao fa ekgnl mahay Andriamanitra
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : APKM (Antsa-Piderana Katedraly Mahajanga)Vangy : 768
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Manou2108
Daty : 20/01/2023 09:49
