HIRA FANEVA (APKM (Antsa-Piderana Katedraly Mahajanga))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mitsangana ry Antsam-piderana
Asndrato ny feo maminao
Ankalazao sy hobio Andriamanitra
Tolory haja wpfkxs iwijkmkf I Jesoa
Ary ny Fanahy Masina

Fa I Jesoa Kristy no tononkira.serasera.org lalana
Makany amin’ny Ray sy fahamarinana
Ary izy koa no tena fiainana mandrakizay

Mijoroa ry mpanaraton’I Jesoa
ho mpanazava ny finoana
tario amcdydvq an-kira ny famonjena, fitiavana
anbarao , tantarao fa mahay Andriamanitra

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0429