HIRA FANEVA (APKM (Antsa-Piderana Katedraly Mahajanga))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mitsangana ry Antsam-piderana
Asndrato zahppk ny feo maminao
Ankalazao sy hobio Andriamanitra
Tolory haja I Jesoa
Ary ny Fanahy Masina
Fa I Jesoa Kristy no lalana
Makany amin’ny Ray sy fahamarinana
Ary tononkira.serasera.org izy koa no tena fiainana mandrakizay
Mijoroa mgczy ry mpanaraton’I Jesoa
ho mpanazava ny finoana
tario an-kira ny famonjena, fitiavana
anbarao daqfgj , tantarao fa mahay Andriamanitra
Asndrato zahppk ny feo maminao
Ankalazao sy hobio Andriamanitra
Tolory haja I Jesoa
Ary ny Fanahy Masina
Fa I Jesoa Kristy no lalana
Makany amin’ny Ray sy fahamarinana
Ary tononkira.serasera.org izy koa no tena fiainana mandrakizay
Mijoroa mgczy ry mpanaraton’I Jesoa
ho mpanazava ny finoana
tario an-kira ny famonjena, fitiavana
anbarao daqfgj , tantarao fa mahay Andriamanitra
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : APKM (Antsa-Piderana Katedraly Mahajanga)Vangy : 770
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Manou2108
Daty : 20/01/2023 09:49
