EFA ELA (APKM (Antsa-Piderana Katedraly Mahajanga))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Efa ela no naseho ho tononkira.serasera.org hitanao
Ny famonjen’i Kristy
Efa notoriana twuthry taminao izany hatrizay
Efa niova ve sa mbola mikiry ihany
Efa akaiky ny andro hitsarana anao
Aiza ianao ?
Miandry anao hiverina
Aiza ianao ?
Ilay Tompo tia anao
Aiza ianao ?
Aza dia variana ety
Ô ! modia
Efa ela no niantso anao isan’andro
‘Lay zsnw Jesoa Kristy niantso anao
Hiala amin’ny fahotana vitanao
wgyd
Ny famonjen’i Kristy
Efa notoriana twuthry taminao izany hatrizay
Efa niova ve sa mbola mikiry ihany
Efa akaiky ny andro hitsarana anao
Aiza ianao ?
Miandry anao hiverina
Aiza ianao ?
Ilay Tompo tia anao
Aiza ianao ?
Aza dia variana ety
Ô ! modia
Efa ela no niantso anao isan’andro
‘Lay zsnw Jesoa Kristy niantso anao
Hiala amin’ny fahotana vitanao
wgyd
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : APKM (Antsa-Piderana Katedraly Mahajanga)Vangy : 1264
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Manou2108
Daty : 20/01/2023 09:12
