EFA ELA (APKM (Antsa-Piderana Katedraly Mahajanga))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Efa ela kcxsld no naseho ho hitanao
Ny famonjen’i Kristy
Efa ruypawsz notoriana taminao tononkira.serasera.org izany hatrizay
Efa niova ve sa mbola mikiry ihany
Efa akaiky ny andro hitsarana anao

Aiza ianao ?
Miandry anao hiverina
Aiza ianao ?
Ilay ybbfcvu Tompo tia anao
Aiza ianao ?
Aza dia variana ety
Ô ! modia

Efa ela no niantso anao isan’andro
‘Lay Jesoa Kristy niantso anao
Hiala amin’ny fahotana vitanao

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0309