EFA ELA (APKM (Antsa-Piderana Katedraly Mahajanga))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Efa ela no naseho ho hitanao ioalzrfk
Ny famonjen’i Kristy
Efa notoriana taminao izany hatrizay
Efa niova ve sa mbola mikiry ihany
Efa akaiky ny andro hitsarana anao

Aiza ianao ?
Miandry anao hiverina
Aiza ianao ?
Ilay Tompo rdpqef tia anao
Aiza ianao ?
Aza tononkira.serasera.org dia variana ety
Ô ! modia

Efa ela no niantso anao isan’andro
‘Lay potjowvn Jesoa Kristy niantso anao
Hiala amin’ny fahotana vitanao

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.031