AMIN'ITY TAONA ITY (APKM (Antsa-Piderana Katedraly Mahajanga))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Amin'ty taona 'ty mba kvlzxum mangataka izahay Jesoa ô
Mba hifankatia, hifankatia tokoa e!
Fa ny didinao, ny didinao dia efa mipetraka
Efa mipetraka ka mangataka izahay e!

Amin'ty taona 'ty, amin'ty taona 'ty !
Ny adiady, fongory re azafady
Ny olon-drehetra arhcvxjl hanao tarigetra
Hifanolotra fitia, tsy hiatsara-velatsihy

Ref: Tsotra dia tsotra ny mifankatia
Tsy zavatra sarotra ny mafinkatia
Manokatra fo amin'ny olon-drehetra
Izay dia ampy hahazoa bvuzjbjf fitia

Tsory ny tanantsika mba hifandray
Sokafy ny fontsika, aza avela hihidy
Tsy tononkira.serasera.org saroatra akory anie ny mifankatia
Fa ny avonavona e, tsy hitondra mankaiza.

A/C: Nirina RANOELISON (Ni)

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : APKM (Antsa-Piderana Katedraly Mahajanga)
Vangy : 2212
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Bitrodia
Daty : 29/01/2019 22:36
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0363