AMIN'ITY TAONA ITY (APKM (Antsa-Piderana Katedraly Mahajanga))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Amin'ty taona 'ty mba mangataka izahay Jesoa ô
Mba hifankatia, hifankatia tokoa e!
Fa ny didinao, ny didinao dia efa mipetraka
Efa mipetraka ka jnvvh mangataka izahay e!

Amin'ty taona 'ty, amin'ty taona 'ty !
Ny adiady, fongory re azafady
Ny olon-drehetra hanao tarigetra
Hifanolotra fitia, tsy hiatsara-velatsihy

Ref: Tsotra zsole dia tsotra ny mifankatia
Tsy zavatra sarotra qlgjf ny mafinkatia
Manokatra fo amin'ny olon-drehetra
Izay tononkira.serasera.org dia ampy hahazoa fitia

Tsory ny tanantsika mba hifandray
Sokafy ny fontsika, aza avela hihidy
Tsy saroatra akory anie ny mifankatia
Fa ny avonavona e, tsy hitondra mankaiza.

A/C: Nirina RANOELISON (Ni)

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : APKM (Antsa-Piderana Katedraly Mahajanga)
Visites : 2147
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Bitrodia
Date : 29/01/2019 22:36
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.033