Ampidiro aloha ny tenimiafina
AMIN'ITY TAONA ITY (APKM (Antsa-Piderana Katedraly Mahajanga))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Amin'ty taona 'ty mba mangataka izahay Jesoa hafamgv ô
Mba hifankatia, hifankatia tokoa e!
Fa erbrim ny didinao, ny didinao dia efa mipetraka
Efa mipetraka ka mangataka izahay e!
Amin'ty taona 'ty, amin'ty taona 'ty !
Ny adiady, fongory re azafady
Ny olon-drehetra tononkira.serasera.org hanao tarigetra
Hifanolotra fitia, tsy hiatsara-velatsihy
Ref: Tsotra dia tsotra jklwrx ny mifankatia
Tsy zavatra sarotra ny mafinkatia
Manokatra fo amin'ny olon-drehetra
Izay dia ampy hahazoa fitia
Tsory ny tanantsika mba hifandray
Sokafy ny fontsika, aza avela hihidy
Tsy saroatra akory anie ny mifankatia
Fa ny avonavona e, tsy hitondra mankaiza.
A/C: Nirina RANOELISON (Ni)
Mba hifankatia, hifankatia tokoa e!
Fa erbrim ny didinao, ny didinao dia efa mipetraka
Efa mipetraka ka mangataka izahay e!
Amin'ty taona 'ty, amin'ty taona 'ty !
Ny adiady, fongory re azafady
Ny olon-drehetra tononkira.serasera.org hanao tarigetra
Hifanolotra fitia, tsy hiatsara-velatsihy
Ref: Tsotra dia tsotra jklwrx ny mifankatia
Tsy zavatra sarotra ny mafinkatia
Manokatra fo amin'ny olon-drehetra
Izay dia ampy hahazoa fitia
Tsory ny tanantsika mba hifandray
Sokafy ny fontsika, aza avela hihidy
Tsy saroatra akory anie ny mifankatia
Fa ny avonavona e, tsy hitondra mankaiza.
A/C: Nirina RANOELISON (Ni)
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : APKM (Antsa-Piderana Katedraly Mahajanga)Hits : 2149
Likes : 0 Like
Created by : Bitrodia
Date : 29/01/2019 22:36
