FALY AHO (APF TANGAINA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Faly aho mahita anao
miramiran'endrika ny fiainana
fa mety ny natao
tsy takatrao ny lanitra kanefa moa tsy izao
tsy mba hitoeranao ny aty,tsy mba tsinjonao ilay ary
ilay tononkira.serasera.org mandrakizay
ref: aza yeaysbn variana na koa sondriana amin'ny fiainana ety
fantatrao ny ara-nofo mety miofo,miserana ireny
katsao ny ho avin'ilay fanahy tsy xlzfzk mety mikoha
fa ny maharitra nvpqd hatrany raha mbola eto an-tany
tsarovy ary izao
Ireo rehetra ireo dia tsy azo raha tsy nanome anao ilay tsitoha
no taloha
hamindrafo anao ny fahotana nefa izao
tsy mba hitoeranao ny aty,tsy mba tsinjonao ilay ary
ilay mandrakizay

--------
Lien:
Commentaires
goodnssgirl
(
01/07/2017 14:29)
How are you today.I will like to discuss important issue with you.Please write me through this email joylentreya014@yahoo.com so that i will explain to you send you my picture
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : APF TANGAINAVisites : 2175
Préférés : 2 J'aime
Ajouté par : fahfa
Date : 20/03/2017 10:31