Ampidiro aloha ny tenimiafina
'Ndao hiara-dia (APF Amboaram-Peo Fiderana ekar anosizato andrefana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
qmohrky Andao isika hiaradia e !
Ho ao antranon-dRay isika e !
Hiaraka hankalaza koa
Hankalaza ny fitiavany
Isika ratsam-batana e leyd !
‘Ndao hifanohatohana
An-tranobe hiombonana
Fa olo raika antsika e !
Haka mamy fiombonana e tononkira.serasera.org !
Ho tia fiaraha-monina
Hiara-dia, hifankatia
Miandrandra, xjyd fanasana e !
Fiv :
Avia, mitsangana andao hiaraka
F’antsoiny koa ianao, k’aza matahotra
Na iza ianao, na igno toerana misy anao
Tiany ka nofidiany e !
Ho ao antranon-dRay isika e !
Hiaraka hankalaza koa
Hankalaza ny fitiavany
Isika ratsam-batana e leyd !
‘Ndao hifanohatohana
An-tranobe hiombonana
Fa olo raika antsika e !
Haka mamy fiombonana e tononkira.serasera.org !
Ho tia fiaraha-monina
Hiara-dia, hifankatia
Miandrandra, xjyd fanasana e !
Fiv :
Avia, mitsangana andao hiaraka
F’antsoiny koa ianao, k’aza matahotra
Na iza ianao, na igno toerana misy anao
Tiany ka nofidiany e !
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : APF Amboaram-Peo Fiderana ekar anosizato andrefanaVangy : 755
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : andryangelove
Daty : 31/01/2024 15:04
