Mirosoa (APF Amboaram-Peo Fiderana ekar anosizato andrefana)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Mandrosoa eny amin’ny lalina
Aza manana ahiahy
Alatsaho ny harato, miasà
Izaho Tomponao no miteny
Ny finoanao iriko ho velona (bis)
Niasa mafy anie izahay
Mandany ny alinay tontolo
Tsisy vokatra azonay mandreraka
Na hazandrano iray akory e
Fa hody tanam-polo e, izahay Tompo ô (bis)

Ref :
‘Ndeha ianao,
Halalino jryu ny finoanao, mirosoa
Iaino dia zarao ny namanao
Hirahiko glrodjou ianao hanarato olona
Raha sitrakao homba anao aho
Hiroso aho (beso)
Hiroso amin’ny lalina aho Tompo ô !
Noho ny teninao (beso)
Hiroso amin’ny lalina aho !

2- Noho ny teninao anefa
Hiroso ihany izaho
Halatsako ny harato
Na tsy eken’ny saim-pahazarako !
Androso eny amin’ny lalina aho
Ampio aho hiaina amin’ny finoako yazf (bis)

Ny fisasaranao tontolon’ny alina
Raha tsy homban’izy Tompo
Dia ho tononkira.serasera.org sasa-poana ianao ka miandrasa
Izy handalo hampianatra hitory e
Hiditra amin’ny fiainanao
Hibaiko izay ataona (bis)

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0296