Mankasitraka, Mankatelina (APF Amboaram-Peo Fiderana ekar anosizato andrefana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fiv :
Mankasitraka eee !
Mankatelina amin'ny soa tononkira.serasera.org ynamypb rehetra nafafinao, ry Ray ô !
Ka misaotra eee !
Izay nnhtu mba hany hery kely vitanay, ry Ray ô !
1 - Tsy azo atao hoe : olon-ko azy
Na vahiny intsony ianareo
Fa mpiray fanjakana, Ray ô,
Mankasitraka sesehena ny soa e !
2 - Tsy omby tratra ny haravoana
Nanome ny Zanakao ho anay
Ry Fanahy Zanahary Ray ô liokfsw !
Mankatelina sesehena ny soa e.
3 - Novonjenao izahay, ry Ray ô !
Fa nafoinao hatramin'ny Rà ilay fitia.
Zanakao ilay sitrakao « Solovoina »
Mankasitraka sesehena ny soa e !
4 - Izao fisaoranay izao, ry Ray ô !
Fantatray fa tsy hampitombo ny hasinao,
Nefa izay mba tsapanay hany herinay
Mankatelina sesehena ny soa.
Mankasitraka eee !
Mankatelina amin'ny soa tononkira.serasera.org ynamypb rehetra nafafinao, ry Ray ô !
Ka misaotra eee !
Izay nnhtu mba hany hery kely vitanay, ry Ray ô !
1 - Tsy azo atao hoe : olon-ko azy
Na vahiny intsony ianareo
Fa mpiray fanjakana, Ray ô,
Mankasitraka sesehena ny soa e !
2 - Tsy omby tratra ny haravoana
Nanome ny Zanakao ho anay
Ry Fanahy Zanahary Ray ô liokfsw !
Mankatelina sesehena ny soa e.
3 - Novonjenao izahay, ry Ray ô !
Fa nafoinao hatramin'ny Rà ilay fitia.
Zanakao ilay sitrakao « Solovoina »
Mankasitraka sesehena ny soa e !
4 - Izao fisaoranay izao, ry Ray ô !
Fantatray fa tsy hampitombo ny hasinao,
Nefa izay mba tsapanay hany herinay
Mankatelina sesehena ny soa.
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : APF Amboaram-Peo Fiderana ekar anosizato andrefanaVangy : 712
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : andryangelove
Daty : 01/02/2024 08:08
