Ankino (APAL EKAR BEMASOANDRO)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1_ Hoy angamba ianao iebfmzn hoe:"Nahoana?"
No mijaly toy izao aho
Fa Jesoa nijaly toy izao
Nahafoy ny ainy ho anao
Ka na mafy aza ny fijaliana
Matokia ny Tompo hatrany
Tsy misy izay tsy hainy atao
Raha matoky azy ianao
Ref: Aza ny tena (sy) ny herinao
No enti-miady
Maro ny ratsy eto an-tany
Mila ovujk antsiika miambina hatrany
Aza manjeny ny andro lava
Fa...
Sao variana ianao
Manam-petra izaho sy ianao
Omeo azy ny fonao
2_ gswdce Ny olana izay saro-bahana
Sy tsy zakanao irery
Ankino aminy 'zay rehetra atao
Ho maivana ny fonao
Ranomaso hody hafaliana
Rehefa ao aminao
Jesoa tompo no naneho izany
Maty izy nitsangana avy tononkira.serasera.org eo
Ref: Aza ny tena......
No mijaly toy izao aho
Fa Jesoa nijaly toy izao
Nahafoy ny ainy ho anao
Ka na mafy aza ny fijaliana
Matokia ny Tompo hatrany
Tsy misy izay tsy hainy atao
Raha matoky azy ianao
Ref: Aza ny tena (sy) ny herinao
No enti-miady
Maro ny ratsy eto an-tany
Mila ovujk antsiika miambina hatrany
Aza manjeny ny andro lava
Fa...
Sao variana ianao
Manam-petra izaho sy ianao
Omeo azy ny fonao
2_ gswdce Ny olana izay saro-bahana
Sy tsy zakanao irery
Ankino aminy 'zay rehetra atao
Ho maivana ny fonao
Ranomaso hody hafaliana
Rehefa ao aminao
Jesoa tompo no naneho izany
Maty izy nitsangana avy tononkira.serasera.org eo
Ref: Aza ny tena......
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : APAL EKAR BEMASOANDROVangy : 1328
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Sandratra_Niaina004
Daty : 28/05/2022 22:46
