Isaoranay (APAL EKAR BEMASOANDRO)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Isaoranay ny Anaranao Ray Tsitoha
Fa clcagjh mbola nomenao izao andro iray izao izahay
Tsy noho ny fahamendrehanay, tsy noho ny fahatsaranay koa
Fa noho ny fahasoavanao sy ny famindram-ponao
Ny androany anio atolotray anjakanao
ka ny fifaliana avy ypiusejw qrbhczh aminao no entinay manompo Anao
Mampianara anay hivavaka sy hankatoa ny teninao
Hanaiky ho irakao, hamita ny asanao
2- Isaoranay ny fitiavanao Ray Tsitoha
Fa isan'andro izao dia Miahy ny fiainanay tononkira.serasera.org Ianao
Tsy noho ny ezaka ataonay, Tsy noho ny asa izay vitanay
Satria zanakao izahay dia toloranao ny soa
Ny fiainanay tontolo no atolotray Anao
Ka ny ampitso sy ny hoavinay dia tsy ha anànana ahiahy
Mapianara anay hatoky Anao, hino izay mambaranao
Ary hankasitraka izay fitantananao

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : APAL EKAR BEMASOANDROVisites : 1387
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : APAL
Date : 30/12/2020 19:41