ANAO AHO JESOA (APAL EKAR BEMASOANDRO)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Tsy manana afatsy Ianao aho ry Jesoa Kristy
Tsy manana na iray aza dlwzj nanolo-tena ho famonjena
Efa Anao mihitsy aho vidin-drànao
Ka dia Aminao
2. Eny Aminao no ametrahako ny djkumlvd momba ahy
Ny fanahiako rehetra dia Iano no miahy
Fa matoky Anao aho : tsisy tsy hainao atao
Hainao ny maneho fa tsy adinonao ny Anao
Isan’alina handry aho na maraina hifoha koa
Eny miaiky tokoa aho : teo foana Ianao
Anilako eo hatrany misakambina ahy na mandeha na mitoetra
Dia fantatro fa mialoha ahy Ianao
3. Tsapako fa miara mandeha amiko Ianao
Ka na aiza toerana aleha tsisy fotoana tsy nahateo Anao
Fa satria moa Anao aho dia tianao xtipl tsy ho very aho
Fa ho amin’ny làlanao
Inty aho, raiso fa efa Anao
Anao tsotra izao ry Jesoa tononkira.serasera.org Ianao kosa ahy

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : APAL EKAR BEMASOANDROVangy : 874
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : APAL
Daty : 01/08/2024 13:22