Ampidiro aloha ny tenimiafina
Ankino (APAL EKAR BEMASOANDRO)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1_ Hoy angamba ianao hoe:"Nahoana?"
No mijaly toy izao aho
Fa Jesoa nijaly toy izao
Nahafoy ny ainy ho anao
Ka na mafy aza ny yyjf fijaliana
Matokia ny Tompo hatrany
Tsy misy izay tsy hainy atao
Raha matoky azy ianao
Ref: Aza ny tena (sy) ny herinao
No enti-miady
Maro ny ratsy eto an-tany
Mila antsiika miambina hatrany
Aza manjeny ny andro lava
Fa...
Sao variana ianao
Manam-petra izaho sy rkqbqj ianao
Omeo azy ny fonao
2_ Ny olana izay saro-bahana
Sy tsy zakanao irery
Ankino aminy tononkira.serasera.org 'zay rehetra atao
Ho maivana ny fonao
Ranomaso hody hafaliana
Rehefa ao aminao
Jesoa tompo no naneho izany
Maty izy nitsangana avy eo
Ref: oxdnx Aza ny tena......
No mijaly toy izao aho
Fa Jesoa nijaly toy izao
Nahafoy ny ainy ho anao
Ka na mafy aza ny yyjf fijaliana
Matokia ny Tompo hatrany
Tsy misy izay tsy hainy atao
Raha matoky azy ianao
Ref: Aza ny tena (sy) ny herinao
No enti-miady
Maro ny ratsy eto an-tany
Mila antsiika miambina hatrany
Aza manjeny ny andro lava
Fa...
Sao variana ianao
Manam-petra izaho sy rkqbqj ianao
Omeo azy ny fonao
2_ Ny olana izay saro-bahana
Sy tsy zakanao irery
Ankino aminy tononkira.serasera.org 'zay rehetra atao
Ho maivana ny fonao
Ranomaso hody hafaliana
Rehefa ao aminao
Jesoa tompo no naneho izany
Maty izy nitsangana avy eo
Ref: oxdnx Aza ny tena......
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : APAL EKAR BEMASOANDROVisites : 1388
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Sandratra_Niaina004
Date : 28/05/2022 22:46
