ANTSO HO ANAO IZAO (APAL EKAR BEMASOANDRO)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy sanatria hoe filam-boninahitra no anaovako izao asa ataoko izao,
Fa asa fanompoana an’Andriamanitra Tsitoha sy iderako ny Anara-masiny
Fa Kristy mihitsy no naniraka ahy andeha hitsangana hampandre sy hitory hoe:
“Ilay fanjakan’Andriamanitra ho avy tokoa”, mba tsy ho diso anjara ianao!

1- Ny ora sy minitra anananao atokany mba hiderana Azy,
F’Izy anie efa ela no sasa-miandry anao, miandry anao hiverina Aminy,
Fa raha vhgfy ianao no mifona: miaiky izay rehetra ota vitanao,
Lazaiko wqerlw anao fa ianao: olom-baovao ianao manomboka izao!

2- N’inona hamafin’ny ady atrehinao na miaritra zava-marary aza
Izy Tompo no efa nilaza taminao: “izay rehetra te hanara-dia ahy:
Fahoriana, fijaliana no tsy maintsy iaretany raha mbola tononkira.serasera.org ety”,
Fa ny krseu ady izay atrehinao no hitondra anao amin’ny fandresenao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : APAL EKAR BEMASOANDRO
Vangy : 1305
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : APAL
Daty : 30/12/2020 19:41
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.2351