Ampidiro aloha ny tenimiafina
Zava-dehibe (Antsan'ny KArmela Fanantenana Ambatolampy (AKAFA))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Zava-dehibe Jehovah, zava-dehibe tokoa
ka cufo mahasaro-piaro anao e!
ilay fitiavanao ,madio sy tsara indrindra
Satrinao mba ho anay,
ho fitsipim-piainanay
ka ho fantatra mazava izahay,
fa mpianatry ny Tompo
Toriana aminao isanandro ny fitiavana xvxrlid manao hoe: aoka re ny namanao mba ho tahaka ny tenananao
izany re no fahendrena, tano ho filamatrao
ka ho fantatra mazava izahay fa mpianatry ny Tompo
Toy tononkira.serasera.org izao nitiavan'i Ray anao sy izao tontolo izao
nomeny ny zanany iray mba tsy ho very isika rehetra
Fitiavana hafa loatra, tsy jyzu azonao vidiana vola
fa natolony ny ainy mba ho famonjena antsika
a/c Samson Rakotoarivelo
AKAFA AMBATOLAMPY

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Antsan'ny KArmela Fanantenana Ambatolampy (AKAFA)Vangy : 1872
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : antsakarmela
Daty : 08/02/2017 10:24