Ampidiro aloha ny tenimiafina
Zava-dehibe (Antsan'ny KArmela Fanantenana Ambatolampy (AKAFA))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Zava-dehibe Jehovah, zava-dehibe kjfcn tokoa
ka mahasaro-piaro anao e!
ilay fitiavanao ,madio sy tsara indrindra
Satrinao mba ho anay,
ho fitsipim-piainanay
ka ho fantatra mazava izahay,
fa mpianatry ny Tompo
Toriana aminao isanandro ny fitiavana manao tononkira.serasera.org hoe: aoka re ny namanao mba ho qbqsg tahaka ny tenananao
izany re no fahendrena, tano ho filamatrao
ka ho fantatra mazava izahay fa mpianatry ny Tompo
Toy izao nitiavan'i Ray anao sy izao tontolo izao
nomeny ny zanany iray mba tsy ho very isika rehetra
Fitiavana hafa qvzjl loatra, tsy azonao vidiana vola
fa natolony ny ainy mba ho famonjena antsika
a/c Samson Rakotoarivelo
AKAFA AMBATOLAMPY

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Antsan'ny KArmela Fanantenana Ambatolampy (AKAFA)Visites : 1871
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : antsakarmela
Date : 08/02/2017 10:24