Décidé (Antsan'ny KArmela Fanantenana Ambatolampy (AKAFA))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Decidé

Aza ilaosanao za Jesoa
Fa very raha lavitra anao
Fianako tsy manjarizary igny e!
OK izy kô fa teo Ianao
Sômasôma, la vie jiaby vitako
Tsy ni-porté bonheur raika ho ahy
Vantany velon’aina zà Baba e!
Hipody Aminao ‘zaho ô!

‘Reo fômba ratsy maroko taloa
Nafoiko noho Ianao Jesoa
Ny aôdy ratsy sy ny jôro
Ambelako ariako fa tsy tiako o!
Betsabetsa sy toaka nampiady igny e!
Tsy ataoko mahazo anà intsony e!
Ny aretin-dratsy nampijaly taloa
Nositraninao ‘zaho ô!

Décidé zà niany niany e!
Oh! Paré zà fa ho any!
Hanaraka Anao tsy haditra zaho jusqu’à hatrany
O! diniaso zà fa hoavy e! O! rambeso fa havanao e!
Objectif tsika de izao ihany: Arrivé an-danitra any e!

‘Reo camarade mpiaraka amnà
Hivolagnako raha tsara Anao o!
Fitiavanao tsy misy lera
Hoan’izay mahatoky ka mino o!
Izay rehetra miaraka Aminao
Voavaha jiaby problème n’azy e!
Tsika jiaby samy hirasa hoe
Hipody aminao Jesoa!
A/C: Rakotoharivelo Samson
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Antsan'ny KArmela Fanantenana Ambatolampy (AKAFA)
Vangy : 2184
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Rasams
Daty : 03/07/2014 10:14
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5117