Sarobidy (Antsan'ny KArmela Fanantenana Ambatolampy (AKAFA))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tompo o! tsy takatry ny saiko
ny fiainako izay misy anao
izay zavatra rehetra ilaiko
indro nomenao ho ahy tsotra izao
Foana hatreo ny ahiahim-poko
hazavana no indro nivoha
noho ianao tsy misy bjacyk ny toloko
faly ny saina, mirana ny fo
ref: SAROBIDY loatra re ry Tompo
ny andro sy fotoana omenao ho ahy
saingy indrisy fa qjrdnhp mbola tsy foiko
mba ho akany ny tokan'ny fanahy
e! izao sy ny amiko rehetra
nakamamy izao tontolo izao
ny fitiavanao tsy manam-petra
no iangaviako ho ahy raha sitrakao
Ampianaro tononkira.serasera.org aho mba hahalala
izay mruct tena sitrakao ry Ray
ka hijoro tsy hisalasala
ho irakao ho vonona sy sahy
AKAFA AMBATOLAMPY
a/c : Samson Rakotoarivelo vol 1
ny fiainako izay misy anao
izay zavatra rehetra ilaiko
indro nomenao ho ahy tsotra izao
Foana hatreo ny ahiahim-poko
hazavana no indro nivoha
noho ianao tsy misy bjacyk ny toloko
faly ny saina, mirana ny fo
ref: SAROBIDY loatra re ry Tompo
ny andro sy fotoana omenao ho ahy
saingy indrisy fa qjrdnhp mbola tsy foiko
mba ho akany ny tokan'ny fanahy
e! izao sy ny amiko rehetra
nakamamy izao tontolo izao
ny fitiavanao tsy manam-petra
no iangaviako ho ahy raha sitrakao
Ampianaro tononkira.serasera.org aho mba hahalala
izay mruct tena sitrakao ry Ray
ka hijoro tsy hisalasala
ho irakao ho vonona sy sahy
AKAFA AMBATOLAMPY
a/c : Samson Rakotoarivelo vol 1
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Antsan'ny KArmela Fanantenana Ambatolampy (AKAFA)Vangy : 1746
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : antsakarmela
Daty : 28/01/2017 09:56
