Zava-dehibe (Antsan'ny KArmela Fanantenana Ambatolampy (AKAFA))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Zava-dehibe Jehovah, zava-dehibe tokoa
ka mahasaro-piaro anao e!
ilay fitiavanao ,madio eaogm sy tsara indrindra
Satrinao mba ho anay,
ho fitsipim-piainanay
ka ho fantatra mazava izahay,
fa mpianatry ny Tompo

Toriana aminao isanandro ny eifjhvo fitiavana manao hoe: aoka re ny namanao mba ho tahaka ny tenananao
izany re no fahendrena, tano ho filamatrao
ka ho fantatra mazava izahay fa mpianatry ny Tompo

Toy tononkira.serasera.org izao nitiavan'i Ray anao sy izao tontolo izao
nomeny ny zanany iray mba tsy ho very isika rehetra
Fitiavana hafa loatra, tsy azonao vidiana vola
fa natolony vbvi ny ainy mba ho famonjena antsika

a/c Samson Rakotoarivelo
AKAFA AMBATOLAMPY

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Antsan'ny KArmela Fanantenana Ambatolampy (AKAFA)
Hits : 1913
Likes : 0 Like
Created by : antsakarmela
Date : 08/02/2017 10:24
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.5366