VOADY (Antsan'ny KArmela Fanantenana Ambatolampy (AKAFA))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fa miavaka ny andro androany
isaoranay anao ry Ray
fahasoavanao hatrany hatrany
noho naha toy izao indray
Tanteraka ihany,noho ny lamina avy aminao
ka mahafaly izany,Jesosy o!
misaotra anao

ref: Koa hamafisiko eto izao ny VOADY sy dina efa natao
tsy hivadika aminao, tsy hiala na handao
ny andro mbola iainako , na aiza na aiza
misy ahy!
Ianao no Andriamanitro, tsy miova mandrakizay

Na ny hery na ny fahalalana ,
nomenao ho ahy ry Ray Tsitoha
ireo ola-mianjady mazàna,
noho Ianao resiko avokoa
tsy tratry ny saina e, ny valimbavaka homenao ho ahy
na izay tsy nangatahiko nomenao
ho ahy tokoa tokoa
AKAFA AMBATOLAMPY
A/C Samson Rakotoarivelo
--------
Rohy:
Hevitra
antsakarmela ( 27/01/2017 10:54)
misaotra antsika sahady
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Antsan'ny KArmela Fanantenana Ambatolampy (AKAFA)
Vangy : 1720
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : antsakarmela
Daty : 27/01/2017 11:11
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0754