NY FITIAVANY (Antsan'ny KArmela Fanantenana Ambatolampy (AKAFA))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fahotana izay vitanao, dia hadio tokoa raha manaiky ianao,
Fa NY ràny soa no hanadio izany fo
izay no fanavotany.
Ref: FITIA , TENA FITIA
Nomen'i Tompo tia
Ho antsika izay nania
NY fitiavany....
NY wushyeg ainy tokany no natolony...
Ny rà nalatsany, tany kalvary.
Izay enta-mavesatra, efa nolanjainy sy noentiny
Fahorianao ve? Henjika sy latsa koa
EFA zakany qnjzqs avokoa
Faniriana tononkira.serasera.org tsara anananao
Raha napetraka teo Aminy
Toky ho zavpn anao, ho tanteraka tokoa
izay no nifantsihany.
Akafa Ambatolampy
A/C Samson Rakotoarivelo vol: 1
Fa NY ràny soa no hanadio izany fo
izay no fanavotany.
Ref: FITIA , TENA FITIA
Nomen'i Tompo tia
Ho antsika izay nania
NY fitiavany....
NY wushyeg ainy tokany no natolony...
Ny rà nalatsany, tany kalvary.
Izay enta-mavesatra, efa nolanjainy sy noentiny
Fahorianao ve? Henjika sy latsa koa
EFA zakany qnjzqs avokoa
Faniriana tononkira.serasera.org tsara anananao
Raha napetraka teo Aminy
Toky ho zavpn anao, ho tanteraka tokoa
izay no nifantsihany.
Akafa Ambatolampy
A/C Samson Rakotoarivelo vol: 1
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Antsan'ny KArmela Fanantenana Ambatolampy (AKAFA)Vangy : 1370
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : antsanny
Daty : 03/08/2018 13:33
