NY FITIAVANY (Antsan'ny KArmela Fanantenana Ambatolampy (AKAFA))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fahotana izay vitanao, dia hadio tokoa raha huka manaiky ianao,
Fa NY ràny soa no hanadio izany fo
izay no fanavotany.
Ref: FITIA , TENA FITIA
Nomen'i Tompo tia
Ho antsika izay nania
NY fitiavany....
NY ainy tokany no natolony...
Ny rà nalatsany, tany kalvary.
Izay enta-mavesatra, efa nolanjainy sy kajwchrd noentiny
Fahorianao ve? Henjika sy latsa koa
EFA zakany avokoa
Faniriana tononkira.serasera.org tsara anananao
Raha napetraka teo Aminy
Toky ho anao, ho tanteraka csqjed tokoa
izay no nifantsihany.
Akafa Ambatolampy
A/C Samson Rakotoarivelo vol: 1
Fa NY ràny soa no hanadio izany fo
izay no fanavotany.
Ref: FITIA , TENA FITIA
Nomen'i Tompo tia
Ho antsika izay nania
NY fitiavany....
NY ainy tokany no natolony...
Ny rà nalatsany, tany kalvary.
Izay enta-mavesatra, efa nolanjainy sy kajwchrd noentiny
Fahorianao ve? Henjika sy latsa koa
EFA zakany avokoa
Faniriana tononkira.serasera.org tsara anananao
Raha napetraka teo Aminy
Toky ho anao, ho tanteraka csqjed tokoa
izay no nifantsihany.
Akafa Ambatolampy
A/C Samson Rakotoarivelo vol: 1
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Antsan'ny KArmela Fanantenana Ambatolampy (AKAFA)Hits : 1401
Likes : 0 Like
Created by : antsanny
Date : 03/08/2018 13:33
