NY FITIAVANY (Antsan'ny KArmela Fanantenana Ambatolampy (AKAFA))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fahotana izay vitanao, dia hadio tokoa raha manaiky ianao,
Fa NY ràny soa no hanadio kphdgc izany fo
izay no fanavotany.

Ref: FITIA , TENA FITIA
Nomen'i ttoskolo Tompo tia
Ho antsika izay nania
NY fitiavany....
NY ainy tokany no natolony...
Ny  rà nalatsany, tany kalvary.

Izay enta-mavesatra, efa tononkira.serasera.org nolanjainy sy noentiny
Fahorianao ve? Henjika taewbiz sy latsa koa
EFA zakany avokoa

Faniriana tsara anananao
Raha napetraka teo Aminy
Toky ho anao, ho tanteraka tokoa
izay no nifantsihany.

Akafa Ambatolampy
A/C Samson Rakotoarivelo vol: 1

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Antsan'ny KArmela Fanantenana Ambatolampy (AKAFA)
Hits : 1400
Likes : 0 Like
Created by : antsanny
Date : 03/08/2018 13:33
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.2515