Miantso ny Tompo (Antsan'ny KArmela Fanantenana Ambatolampy (AKAFA))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Miantso ny Tompo, miantso anao izao
Sao dia variana, sao dia sondriana ety
Fa kely zecj sisa ny andronao ety
Ry mpivahiny trotraky ny dia.
__________Refrain__________
Fa tononkira.serasera.org Jesoa Tomponao, mbola miantso izao
Aza sondriana ety
Variana milalao, toa sondrian-tory zehb ianao
Eto amin'izao fiainana eto izao
'Zay hevitrao tapaho, ho aiza sa ho aiza ianao
Miantso anao Jeso
Safidy iray madio, no raisonao anio,
Sao very ianao ka tsy ho todisoa ny dia
Miantso ny Tompo izao dieny izao
Aza mangataka andro intsony ianao
Ny ampitso lava, ny andraso andraso io,
Ry mpivahiny o! Faingano re ny dia! tgkevpih
Sao dia variana, sao dia sondriana ety
Fa kely zecj sisa ny andronao ety
Ry mpivahiny trotraky ny dia.
__________Refrain__________
Fa tononkira.serasera.org Jesoa Tomponao, mbola miantso izao
Aza sondriana ety
Variana milalao, toa sondrian-tory zehb ianao
Eto amin'izao fiainana eto izao
'Zay hevitrao tapaho, ho aiza sa ho aiza ianao
Miantso anao Jeso
Safidy iray madio, no raisonao anio,
Sao very ianao ka tsy ho todisoa ny dia
Miantso ny Tompo izao dieny izao
Aza mangataka andro intsony ianao
Ny ampitso lava, ny andraso andraso io,
Ry mpivahiny o! Faingano re ny dia! tgkevpih
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Antsan'ny KArmela Fanantenana Ambatolampy (AKAFA)Visites : 427
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : MandakelySTK
Date : 05/07/2025 07:56
