Mahereza rahalahy (Antsan'ny KArmela Fanantenana Ambatolampy (AKAFA))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mahereza rahalahy aza kivy fa
Ny Tomponao hiady ho anao
Mitsangana vitao ireo asanao
Jesoa tsy mba mandao
Maro ireo olana manjo
Ka mila andreraka ny fonao
De tsarovy f’efa misy any ho any
Ilay Jesoa! Izay tsy miova
Ho famonjena anao
Mila ho kivy vwnap va ianao
Ka tsy mba mahita fifaliana
Very toky tsy mba manak’antenaina intsony
Jesoa ilay tsy miova
Ho famonjena anao
Tsy vaha olana tokoa
Ny miverin-dalana amin’finoana
Ka aza mierika na miovaova tononkira.serasera.org intsony kjybzwo izao fa. . .
Jesoa ilay tsy miova
Ho famonjena anao
voxvibq A/C: Rakotoharivelo Samson
Ny Tomponao hiady ho anao
Mitsangana vitao ireo asanao
Jesoa tsy mba mandao
Maro ireo olana manjo
Ka mila andreraka ny fonao
De tsarovy f’efa misy any ho any
Ilay Jesoa! Izay tsy miova
Ho famonjena anao
Mila ho kivy vwnap va ianao
Ka tsy mba mahita fifaliana
Very toky tsy mba manak’antenaina intsony
Jesoa ilay tsy miova
Ho famonjena anao
Tsy vaha olana tokoa
Ny miverin-dalana amin’finoana
Ka aza mierika na miovaova tononkira.serasera.org intsony kjybzwo izao fa. . .
Jesoa ilay tsy miova
Ho famonjena anao
voxvibq A/C: Rakotoharivelo Samson
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Antsan'ny KArmela Fanantenana Ambatolampy (AKAFA)Vangy : 2661
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Rasams
Daty : 03/07/2014 11:21
