Ampidiro aloha ny tenimiafina
Mahereza rahalahy (Antsan'ny KArmela Fanantenana Ambatolampy (AKAFA))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mahereza rahalahy aza xydu kivy fa
Ny Tomponao hiady ho anao
Mitsangana vitao ireo asanao
Jesoa tsy mba mandao
Maro ireo olana manjo
Ka mila andreraka hazhc ny fonao
De tsarovy f’efa misy any ho any
Ilay Jesoa! Izay tsy miova
Ho famonjena anao
Mila ho kivy va ianao
Ka tsy mba mahita fifaliana
Very toky tsy tononkira.serasera.org mba manak’antenaina intsony
Jesoa ilay tsy miova
Ho famonjena anao
Tsy vaha olana tokoa
Ny miverin-dalana amin’finoana
Ka aza mierika na miovaova intsony izao fa. . .
Jesoa ilay tsy miova
Ho famonjena ulozx anao
A/C: Rakotoharivelo Samson
Ny Tomponao hiady ho anao
Mitsangana vitao ireo asanao
Jesoa tsy mba mandao
Maro ireo olana manjo
Ka mila andreraka hazhc ny fonao
De tsarovy f’efa misy any ho any
Ilay Jesoa! Izay tsy miova
Ho famonjena anao
Mila ho kivy va ianao
Ka tsy mba mahita fifaliana
Very toky tsy tononkira.serasera.org mba manak’antenaina intsony
Jesoa ilay tsy miova
Ho famonjena anao
Tsy vaha olana tokoa
Ny miverin-dalana amin’finoana
Ka aza mierika na miovaova intsony izao fa. . .
Jesoa ilay tsy miova
Ho famonjena ulozx anao
A/C: Rakotoharivelo Samson
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Antsan'ny KArmela Fanantenana Ambatolampy (AKAFA)Visites : 2558
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Rasams
Date : 03/07/2014 11:21
