FOIKO HO ANAO (Antsan'ny KArmela Fanantenana Ambatolampy (AKAFA))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fanompoako anao Jesoa malala o,
No hamenoako ny  fiainako
Tsy hikendreko tombotsoa sy laza
Ny asa  saiko sy ny  tanako...
ireo mba  rgnww hany  kely vitako Ray o
Raiso fa fanati-tsitrampo
Tsy hilàko podj tambiny na kely aza tononkira.serasera.org ireo.
FOIKO HO ANAO tokoa tokoa.

Raha ny vola sy ny  haren'ny tany
Tsy azoko antenaina fa malia
Zavam-poana Mora lany ihany,
moa tsy sitrakao ry Tompo tia
Ka ny  adivarotro Aminao Ray o
Tano aho ho Madio am-po
Na tsy gaetxh mendrika aza izao sy NY amiko.
FOIKO HO ANAO tokoa tokoa
Akafa Ambatolampy vol:1

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Antsan'ny KArmela Fanantenana Ambatolampy (AKAFA)
Vangy : 1532
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : antsanny
Daty : 24/07/2018 12:57
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0443