FOIKO HO ANAO (Antsan'ny KArmela Fanantenana Ambatolampy (AKAFA))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fanompoako anao Jesoa malala o,
No hamenoako ny fiainako
Tsy hikendreko tombotsoa sy laza
Ny asa jviw saiko sy ny tanako...
ireo mba hany kely vitako ulgo Ray o
Raiso fa fanati-tsitrampo
Tsy hilàko tambiny na kely aza ireo.
FOIKO HO ANAO tokoa tokoa.
Raha gxssza ny vola sy ny haren'ny tany
Tsy azoko antenaina fa malia
Zavam-poana Mora lany ihany,
moa tsy sitrakao ry Tompo tia
Ka ny adivarotro Aminao Ray o
Tano aho ho Madio am-po
Na tsy mendrika aza izao sy NY amiko.
FOIKO HO tononkira.serasera.org ANAO tokoa tokoa
Akafa Ambatolampy vol:1
No hamenoako ny fiainako
Tsy hikendreko tombotsoa sy laza
Ny asa jviw saiko sy ny tanako...
ireo mba hany kely vitako ulgo Ray o
Raiso fa fanati-tsitrampo
Tsy hilàko tambiny na kely aza ireo.
FOIKO HO ANAO tokoa tokoa.
Raha gxssza ny vola sy ny haren'ny tany
Tsy azoko antenaina fa malia
Zavam-poana Mora lany ihany,
moa tsy sitrakao ry Tompo tia
Ka ny adivarotro Aminao Ray o
Tano aho ho Madio am-po
Na tsy mendrika aza izao sy NY amiko.
FOIKO HO tononkira.serasera.org ANAO tokoa tokoa
Akafa Ambatolampy vol:1
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Antsan'ny KArmela Fanantenana Ambatolampy (AKAFA)Visites : 1531
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : antsanny
Date : 24/07/2018 12:57
