FOIKO HO ANAO (Antsan'ny KArmela Fanantenana Ambatolampy (AKAFA))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fanompoako anao Jesoa malala o,
No hamenoako vwqpltvi ny fiainako
Tsy hikendreko tombotsoa sy laza
Ny asa saiko sy ny tanako...
ireo mba hany kely vitako Ray o
Raiso jjcmmkkz fa fanati-tsitrampo
Tsy hilàko tambiny na kely aza ireo.
FOIKO HO ANAO tokoa inhtkrq tokoa.
Raha ny vola sy ny haren'ny tany
Tsy azoko antenaina fa malia
Zavam-poana Mora lany ihany,
moa tsy sitrakao ry Tompo tia
Ka ny adivarotro Aminao Ray o
Tano aho ho Madio am-po
Na tsy mendrika aza izao sy NY amiko.
FOIKO HO ANAO tokoa tokoa
Akafa tononkira.serasera.org Ambatolampy vol:1
No hamenoako vwqpltvi ny fiainako
Tsy hikendreko tombotsoa sy laza
Ny asa saiko sy ny tanako...
ireo mba hany kely vitako Ray o
Raiso jjcmmkkz fa fanati-tsitrampo
Tsy hilàko tambiny na kely aza ireo.
FOIKO HO ANAO tokoa inhtkrq tokoa.
Raha ny vola sy ny haren'ny tany
Tsy azoko antenaina fa malia
Zavam-poana Mora lany ihany,
moa tsy sitrakao ry Tompo tia
Ka ny adivarotro Aminao Ray o
Tano aho ho Madio am-po
Na tsy mendrika aza izao sy NY amiko.
FOIKO HO ANAO tokoa tokoa
Akafa tononkira.serasera.org Ambatolampy vol:1
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Antsan'ny KArmela Fanantenana Ambatolampy (AKAFA)Hits : 1564
Likes : 0 Like
Created by : antsanny
Date : 24/07/2018 12:57
