Miomàna (Antsan'ny Fo Masin'i Jesoa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ianareo no fanasin’tany , Ianareo no fahazavan’izao tontolo izao
Koa aoka ho lavorary ianareo ho toy ny Rainareo izay any an-danitra any ( Indroa )
Fa tsy fantatrao anie ny andron’ny Tompo , ( Ny andron’ny Tompo )
Fotoana hanamarinany , fotoana hanamelohany
Koa Miomàna dieny izao , mivonona ianao mba tsy hanenina tononkira.serasera.org amin’ny andro fitsaràny

Koa Miomàna dieny izao , mivonona ianao mba tsy nnllr hanenina amin’ny andro fitsaràny
Mizora amin’ny lalan’ny mazava , mijoroa ho vavolombelon’ny Tompo ianao
Maneke ho mpanompo mahatoky dia manaova asa soa soaezda amim-pahamarinana
Iantrao ireo ory , iantrao ireo mahantra , llngrqxs mijoroa ho vavolombelon’ny Tompo ianao
Mamafaza fitiavana fa lehibe ny valisoa anao amin’ny Ray

Koa Miomàna dieny izao , mivonona ianao mba tsy hanenina amin’ny andro fitsaràny

--------
Rohy:
Hevitra
hery
(
22/12/2021 23:56)
Tsara be fa mbola mampidira mp3 ihany 😊
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Antsan'ny Fo Masin'i JesoaVangy : 1022
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Rova Jahcs Ratsimbazafy - RJR
Daty : 20/12/2021 21:43